Entry andranobe (any, rano, be)
Part of speech noun
Malagasy definition (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa anefa atao hoe andranobe ny vadin' ny lehilahy lehibe mpanankarena na maro ankohonana [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Examples dia ny andranobe tongava iketaka, ary ny anakandriana dia tongava ikotokely [Callet: Tantara]
Quotes 

Entry Andranobe (rano, be)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy rano, be

Entry Andranobe (rano, be)
Part of speech name (toponym) [full list]
French definition petite rivière de Nosy Be qui se jette dans la baie d'Ambatozavavy [Rajemisa 1966]
Vocabulary 

Entry Andranobe (rano, be)
Part of speech name (toponym) [full list]
English definition tributary of the right bank of the Ikopa river [3.1]
French definition affluent de la rive droite de l' Ikopa [3.1]
Vocabulary 
Illustrations 

2013/03/30