| Entry (1/2) | 1 ikaloy |
| Root | 2 kalo |
| Part of speech | 3 imperative of relative verb ikaloana [Full list] |
| Explanations in French |
[1.3#306] |
| Entry (2/2) | 4 Ikaloy |
| Part of speech | 5 name (toponym) [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
6
7 [Ny mpitantara sasany kosa anefa manao azy hoe Kalohy na Ikalohy] 8 vohitra eo amin-ny morony atsinanana amin-ny renirano Andranobe 9 izay sampany atsinanana amin-ny ony Jabo, izay isan-ny sampan' i 10 Betsiboka, izany hoe eo amin-ny ilany avaratra amin-Imerina. 11 Eo amin-ny 1600 m ny haavon-ity vohitra Ikaloy. 12 Zavatra fito loha no mendrika hotadidina momba ity vohitra kely ity: ... [1.10] |
| Vocabulary | 13 Geography: towns |
| Analogs | 14 nytendrombohitraroambinifolo |
| Anagrams | 15 ikalio, 16 Ikaloy, ikaloy, 17 laikoy |
| Updated on 2025/11/13 |
|