| Entry | 1 Ikaladala |
| Elementary words | 2 Ikala, 3 adala |
| Part of speech | 4 proverbial name [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
5 [ikalaadala+Ikalaadala] Afa-tsy ny fampiasana azy amin' ny olona simba saina dia ataon' ny vehivavy fanomezan-tsiny ny tenany ity raha misy zava-dehibe hadinony na tsy vitany, ka mampalahelo azy na mampanenina azy: Maty aho, fa adinon' ity Ikalaadala any anaty fiarakodia ny elo!
6 Raha te-hampiasa ny mafimafy kokoa noho ny Ikalaadala izy dia ny Ikalatrotraka no ilazany ny tenany. [1.10] |
| Explanations in French |
7 Cette imbécile
[1.3] 8 Cette sotte [2.415] |
| Examples |
9 Tandremo anefa sao manao volin' ikaladala, ka atao eo izao zavamaniry rehetra izao, hoy Ineny.
[2.332#]
|
| Proverbs | 10 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/02/20 |
|