|
|
|
|

Entry1  ikala trotraka
Elementary words  2 Ikala, 3 trotraka
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 ilazana vehivavy heverina ho tsinontsinona tsy misy antony noho ny haratsiany. [1.1]
Explanations in English  6 [trotraka, weary.] A word only used by women in imprecating evil. [1.2]

Updated on 2025/10/11