Entry iaho
Part of speech   pronoun [list]
Malagasy definition   [Taisaka] izahay [Rakotosaona 1972]
   [Bara] izaho [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] aho, izaho: Mamely tsy vadikapaka teroaña iaho lomale (nanao savoan-danitra tery aho omaly) [Rakotosaona 1972]
English definition   a provincial word for izaho [Richardson 1885]
French definition   [Tanala] je, moi. Lehe iaho mandy, "Si cela ne tient qu'à moi". [Beaujard 1998]

2013/11/22