Entry homan-dany roa ohatra ny dinta (homana, roa, ohatra, dinta)
Part of speech expression
Malagasy definition (sady mitsentsitra ny vavan' ny dinta no manaikitra ny vodiny): enti-milaza zavatra mampididoza roa [Rajemisa 1985]

Updated on 2009/11/07