|
|
|
|

Entry1  dinta
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1]
Explanations in English  4 a leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2]
5 a leech [1.7]
Explanations in French  6 sangsue [1.8]
Vocabulary  7  Zoology: invertebrates
Analogs  8  dintamborona, 9  dintanala, 10  dintandrano
All compound words  11  6 combinations of this word
Proverbs  12  Proverbs containing that word

Anagrams  13 danty, 14 dinta, 15 ndaty

Updated on 2025/11/09