|
|
|
|

Entry1  fihodirana
Root  2  hoditra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Loko na volon' ny hoditra: Tsy tokony hisy ny fanavakavahana araka ny fihodirana, fa rehefa olombelona dia olombelona [1.1]

Updated on 2025/09/12