|
|
|
|

Entry1  rantsankazo
Elementary words  2 rantsana, 3 hazo
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fisampantsampanan' ny taho lehibebe izay misandrahaka indray kosa avy amin' ny vatan-kazo; sampaho mitondra ny voa [1.1]
[rantsan-kazo] 6 ny sampan' ny hazo maniry [1.1]
Explanations in English  [rantsan-kazo] 7 The branch of a tree. [1.2]
Explanations in French  8 branches d'un arbre [1.196]
Examples  9  ary hazo hatao tsatòka sy rantsankazo (kirihitra) no entin'ny olona isam pokon' olona isan andro. [2.59]
10  Mitondra rantsankazo misy raviny izy ireo, ka afatopatony amin' io ny torotorom-bola (songerim-bola) araka ny mahazatra azy. [2.245]
Vocabulary  11  Botany: (in general)
Holonym 
Co-meronyms 

Updated on 2025/11/09