Entry hiram-piangonana (hira, angona)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [Rajemisa 1985]
Synonyms hira masina

Updated on 2020/07/31