Entry hira masina (hira, hasina)
Part of speech expression
Malagasy definition ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [Rajemisa 1985]
Synonyms hiram-piangonana

Updated on 2020/07/31