Entry fiangonana (angona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy trano fivahana ivorian'ny kristianina mba hanaovana fombam-pivavahana isan-karazany: lasa any am-piangonana izy
¶ ny fitambaran'ny kristianina manaiky lehibe tokana [Rajemisa 1985]
Explanations in English the church; the people who assemble regularly together for worship. [Richardson 1885]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Dia neken'ny fiangonana izany [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 337]
2Firy re no Fiangonana toy izany ankehitriny? [Rabary: Daty, page 1006]
Articles 
Illustrations 

Updated on 2020/07/31