|
|
|
|

Entry1  himpina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 Feno tsara, tonga eo amin' ny fetran' ny famarana; manerana azy manontolo: Himpina ny tokotany.
4 Tonga amin' ny isa ilana azy: Himpina ny isan' ny mpianatra. [1.1]
Other spellings  5 himpona
Analogs  6  fenohika, 7  hiboka, 8  hipoka, 9  hivoka

Anagrams  10 hanim-py, 11 himpina, 12 mpanihy

Updated on 2025/10/31