Entry hipoka
Part of speech adjective
Malagasy definition Enti-milaza toerana feno tanteraka ka tsy misy azo anisihana olona na zavatra intsony (matetika no entina manamafy ny hevitry ny teny hoe feno izay atao eo alohany izy) [Rajemisa 1985]
English definition full, crammed [Hallanger 1973]
French definition comblé, bondé [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 

2010/09/16