|
|
|
|

Entry1  hahiazana
Root  2 hia
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Toetran' ny olona na biby mahia, fisaka sady manify, kaozatra toa tsy misy nofo: Loza ny hahian' ity zaza itỳ (ny hahiazan' itỳ zaza itỳ) fa miseho mitrakitraky ny taolany [1.1]
Explanations in English  5 leanness [1.7]
Explanations in French  6 maigreur [1.8]

Anagrams  7 hahiazana, 8 ihahazana

Updated on 2025/11/13