| Entry (1/3) | 1 hetraketraka |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 fisomparana; fampiasan-kery aman' olona na fanimbana sy fandravana fananana:
4 Potika noho ny hetraketraky ny tsy tia ny voly teny an-tsaha [1.62#529] |
| Explanations in French |
5 brutalité, vandalisme, méchanceté, arrogance
[1.5#143] |
| Examples |
6 Toa te-hikosoka ny hetraketraka natao rehetra.
[2.471#60]
7 Mpanjaka nahery setra sy be hetraketraka i Zakavola. [2.508#257] |
| Derivatives |
|
| Entry (2/3) | 11 Hetraketraka |
| Elementary words | 12 hetraketraka |
| Part of speech | 13 name (book title) [Full list] |
| Author |
14 Andriamalala Emilson Daniel |
| Publishings |
Pages: 200. |
| Entry (3/3) | 16 Hetraketraka |
| Elementary words | 17 hetraketraka |
| Part of speech | 18 name (book title) [Full list] |
| Author |
19 Rapatsalahy Paul |
| Publishings |
|
| Anagrams | 21 hetraketraka, Hetraketraka |
| Updated on 2025/11/13 |
|