|
|
|
|

Entry1  herintaona
Elementary words  2 herina, 3 taona
Part of speech  4  noun
Explanations in Malagasy  5 Fotoana ihodinan' ny tany manodidina ny masoandro, izany hoe 365 andro sy 4 ora na ampahefatry ny andro iray.
6 Elanelam-potoana misy andro 365 manomboka ny 1 Janoary ka miafara ny 31 Desambra, mitovy amin' ny taona ihany: Hianatra any Andafy, hono, izy amin' ny herintaona. [1.1]
Explanations in English  7 a year. [1.7]
Explanations in French  8 un an. [1.3#239]
9 une année. [1.8]
Examples  10  Nampianarina nandritra ny herintaona ny miaramila. [2.508#]
11  ka raha tsy mahaloa dio atao gadralava herintaona. [1.123#]
12  Karamam-behivavy manetsa tapak' andro ka tsy azony herintaona! [2.643#]
Vocabulary  13  Time
Proverbs  14  Proverbs containing that word

Anagrams  15 aninteraho, 16 herintaona

Updated on 2025/11/02