Entry miherina (herina)
Part of speech active verb
Malagasy definition [ miheriña ] [Sihanaka] miverina [Rakotosaona 1975]
 Miverina amin' ny toerana nialana, niaingana (fiteny indrindra amin' ny andro, volana, taona): Rehefa miherina ny taona [Rajemisa 1985]
English definition to come around again at a certain time [Hallanger 1973]
French definition revenir à une période déterminée [Hallanger 1974]
Morphology 
miherina
niherina
hiherina
miherèna
Examples Raha main' ny hetaheta mafy, hono, ity Betsileolahy iray vahiny tao an-tanàna, dia niherina tamin' ny fisotroana ranondresy. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 46]
Quotes 

Updated on 2012/08/07