Entry hazary
Part of speech   noun
Malagasy definition   ody, fanafody [Antambahoaka, Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   Fanafody [Antemoro, Tanosy] [Rajemisa 1985]
   ody famosaviana [Rajemisa 1985]
English translation   a charm, an enchantment. See mosavy, ody, vorika. [Richardson 1885]
French translation   amulettes, remèdes [Antesaka] [Deschamps 1936]
Vocabulary  
Derivations  

Entry hazary
Part of speech   noun
Malagasy definition   hasina, fahitana, faminaniana [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2014/07/03