Entry vorika
Part of speech noun
Malagasy definition Mosavy mahafaty [Rajemisa 1985]
French definition  [Sakalava] Sortilège réputé mortel [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Derivations 
Examples 
1Ohatra ny hanina nasiana vorika no fahitako ilay vary teo an-doviako. [Andraina: I Vola]
2Ilay mpamosavy kosa dia mba nihevitra izay tokony hahazoany ireo babo ho azy samy irery, ka dia nasiany vorika ny varin' ilay jiolahy. [Dahle: Angano]

Updated on 2019/09/25