Entry |
haza
|
Part of speech | noun
|
Malagasy definition | Izay azo amin' ny fanenjehana na fisamborana biby dia na amin' ny fanjonoana: Inona avy ny haza nentinareo ¶ Izay azon' ny biby dia eny am-pirembena hataony sakafo: Ny amboadia mitondra ny hazany any anaty zohy. [Rajemisa 1985]
|
English definition | a chase, a hunt, game; spoil taken in hunting, as different from what is entrapped, ensnared, or shot [Richardson 1885]
|
| something gotten by hunting or fishing, game [Hallanger 1973]
|
French definition | [Tankarana]
pêche au filet ; chasse. [David 1952 (takila H)]
|
| butin de la chasse, produit de la pêche [Hallanger 1974]
|
Derivations |
Analogues |
remby ~
toha |
Quotes |
Articles |
|