|
|
|
|

Entry1 fihazana
Root  2haza
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4Fisamborana, fanenjehana, firembena. [1.1]
Explanations in French  5L’action de pêcher, de chasser, l’instrument, la saison de la pêche ou de la chasse. [1.3#228]
6chasse. [1.13]
Examples  7 koa dia midika tsotra hoe fihazana izany ny firembena. [2.643#]
8 Ary nony tamin' ny taona nanaraka dia natao didy ny fihazana azy hompian' ny vahoaka. [1.436#]
Proverbs  9 Proverbs containing that word

Anagrams  10 fihazana, 11 fizahana

Updated on 2025/11/02