|
|
|
|

Entry1  fihaza
Root  2 haza
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4 Fomba entimihaza: Toy izao no fihaza lambo: manao longoa mitoto-bozaka
5 Azo hazaina: Misy biby tsy mba fihaza [1.1]
Explanations in French  6 Ce qu’on cherche habituellement, la manière de chasser, de pêcher [1.3#228]
Examples  7  Sahala amin' ny tsipoy fihaza, ao an-tranony, ny fon' ny mpiavonavona; [2.996#]

Anagrams  8 fihaza, 9 fizaha, 10 hazafy, 11 Zifaha

Updated on 2025/09/12