| Entry | 1 tendrombohitra |
| Elementary words | 2 tendro, 3 vohitra |
| Part of speech | 4 noun |
| Explanations in Malagasy |
5 havoana lehibe hita mandondona avo sady sarotra anihina.
[1.1] |
| Explanations in English |
6 a mountain; the summit.
[1.7] |
| Explanations in French |
7 montagne.
[1.8, 1.13] 8 colline; sommet de montagne. [1.8] |
| Examples |
9 Ao amin' ny tendrombohitra tsy afak' olonarivo, hoy ity iraka.
[2.895#]
10 Nanondro tendrombohitra roa ambinifolo tany Imamo Andriambahoaka I. [2.508#] |
| Vocabulary | 11 Geography: (in general) |
| Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
| Article | 13 Randzavola: tendrombohitra ao amin' ny Baiboly |
| Illustrations |
|
| Updated on 2025/11/02 |
|