Entry dongona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Havoana mandondona; tanjona na antontan-javatra miavoavo toy ny famoloana na ny fasana aniritra mivohom-pafana. [1.1]
 Vatom-bolokano manao kitso-na vatolampy eny amin'ny tendrombohitra [1.13]
Explanations in French  [Tankarana] Bosses du terrain. [1.19]
 Lave solidifiée [1.13]
Vocabulary 
Analogs  dongon-tany

Entry dongona
Part of speech noun
Explanations in French Came [1.13]
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31