| Entry | 1 havana avy any dilambato |
| Elementary words | 2havana, 3avy |
| Part of speech | 4 locution |
| Explanations in Malagasy |
5 ireo zanaky ny Antalaotra nonina tao Dilambato (Zafimbazaha), izay fotsy ka nohamboin' ny olona ho havany raha misy nanamavo azy [1.1] |
| Explanations in French |
6 parents très éloignés [1.54] |
| Vocabulary | 7 Relationships: family |
| Updated on 2025/09/12 |
|