Entry mihatra (hatra)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Tonga hatrany amin' ny...: Efa mihatra hatramin' ny rihana ambony ny afo
¶ Tongamipaka amin' ny: Mihatra amin' ny lehibe ny fitarainanao
¶ Mikasika, miantefa (amy): Mihatra aminareo mpianatra indrindra ny teniko
¶ Miantraika, mianjera: Mihatra amin' ny fianakaviana manontolo ny heloka vitan' ny olona iray ao anatiny [Rajemisa 1985]
English translation   to reach to, to come to. [Richardson 1885]
   to happen to; to reach to [Hallanger 1973]
French translation   arriver à quelqu'un; s'appliquer à; atteindre [Hallanger 1974]
Examples  
1Nolazainy daholo ny zavatra rehetra nihatra taminy. [Rajohanesa: Kintana]
2Nony re tao an-tanàna ny nihatra taminay, dia tonga daholo nyhavanay. [Andraina: Mitaraina, page 99]
Morphology  
mihatra
nihatra
hihatra
mihara

Entry mihatra
Part of speech   active verb
Malagasy definition   manasitrana [Tanosy] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2012/08/06