| Entry (1/2) | 1 fiharana |
| Root | 2 harana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fomba fitadiavana
[1.1] |
| Entry (2/2) | 5 fiharana |
| Root | 6 hatra |
| Part of speech | 7 noun |
| Explanations in Malagasy |
8 Fahatongavana, fidonana hatrany amin' ny,..: Ny fiharan' izany any amin' ny taranaka mandimby no atahorana
[1.1] |
| Anagrams | fiharana, 9 hafarina |
| Updated on 2025/09/12 |
|