Entry mankahatra (hatra)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mitsapa, manandrana: Nankahatra nitaingina soavaly omby aho fa tsy nahay
¶ Mitono tena, manao vy very ny amy...: Nankahatra ny fahavalo izy ka saiky maty
¶ Mihaika, mihatsy: Aza mankahatra ny hatezeran-drainao fa maratra eo ianao [Rajemisa 1985]
English translation to turn aside, to deviate, to err from; to reach or attain by a wrong method, to do a thing one is told not to do; to try one another's strength, to see which is strongest, to try if one can lift a heavy weight, etc. [Richardson 1885]
Morphology 
mankahatra
nankahatra
hankahatra
mankahara

Updated on 2020/07/31