Entry | 1 hafotope |
Elementary words | 2 hatra, 3 fototra, 4 fe |
Part of speech | 5 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
6 Hatreo amin' ny fotope ny halaliny: Izay rano hafotope ve dia hahafaty an-drano? [1.1] 7 eto amin' ny ravim-body [2.415] |
Explanations in English |
8 up to the thighs. [1.2] 9 hip deep, hip high [1.7] |
Explanations in French |
10 Il y a de l' eau jusqu' au haut de la cuisse, jusqu'aux fesses [2.415#6657] 11 jusqu'aux hanches [1.8] |
Examples |
12 fa nitsoaka Ibonia, ka nasiany kosa Iraivato ka latsaka hafotopeny, ka nitsoaka indray Raivato, ka natontony kosa indray Ibonia ka latsaka hahelika.
[2.69]
|
Vocabulary | 13 Space |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |