| Entry | 1 hafeno |
| Root | 2 feno |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Toetran' ny zavatra (rano na voa) betsaka ka tonga hatramin' ny moron' ny toerana misy azy: Ny hafenoan' ny ro no nahatonga azy hitobaka. Matetika koa anefa ny hafenoana dia entl-milaza ny zavatra misy ny rano na ny voa izay tonga hatreny amin' ny molony: Ny hafenoan' ny tsangambaoa no nahatonga ny ro hitobaka.
5 Habetsahana (fihetseham-po): Mila tsy ho tanako ny sandriko hamely anao noho ny hafenoan' ny foko.. [1.1] |
| Synonyms | 6 fahafenoana, hafenoana |
| Anagrams | 7 faheno, 8 faneho, 9 hafeno |
| Updated on 2025/10/31 |
|