| Entry | 1 hafatra |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy
4 Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany [1.1] |
| Explanations in English |
5 a message
[1.2, 1.7] 6 a will, a testament, a request, an order for something. See didy. [1.2] 7 a recommendation; an order for merchandise [1.7] |
| Explanations in French |
8 message; recommandation; commande de marchandise
[1.3, 1.8] 9 commission [1.3] |
| Examples |
10 fa izao no hafatra nataony:
[2.293]
11 Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470] 12 Ary nametrahana hafatra koa ka milaza. [2.472] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| All compound words | 30 8 combinations of this word |
| Proverbs | 31 Proverbs containing that word |
| Anagrams | 32 fahatra, 33 hafatra |
| Updated on 2025/11/13 |
|