Entry ahafatra (hafatra)
Part of speech   passive verb
Malagasy definition   Enti-milaza ny zavatra anafarana, ny hafatra: Izao no hahafatrao azy: asaivo tonga rahampitso vao maraina izy [Rajemisa 1985]
French translation   l'objet de la commission, du message, de la recommendation [Abinal 1888]
Morphology  
ahafatra
ahafatro
ahafatrao
ahafany
ahafatsika
ahafatray
ahafatrareo
ahafatr'
ahafa-
ahafatry
nahafatra
nahafatro
nahafatrao
nahafany
nahafatsika
nahafatray
nahafatrareo
nahafatr'
nahafa-
nahafatry
hahafatra
hahafatro
hahafatrao
hahafany
hahafatsika
hahafatray
hahafatrareo
hahafatr'
hahafa-
hahafatry
ahafaro

Updated on 2013/12/08