Entry hafa
Part of speech   adjective
Malagasy definition   Tsy izy, tsy ny voalaza: Rakoto no namono ny mamba ka ny hafa no niravaka ny nifiny / Olon-kafa no nanao izany fa tsy izaho
¶ Tsy mitovy, tsy tahaka: Hafa itỳ satroka itỳ noho itsy [Rajemisa 1985]
English translation   different, another. [Richardson 1885]
   other, different [Hallanger 1973]
French translation   autre; différent [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Examples  
1Misy fomba hafa va? [Profita: Ranary, page 39]
2Aza manao hira hafa; [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 306]
3Saingy ny hafa tsy izany. [Rabemolaly: Fary, page 151]
Derivations  
Morphology  
hafa
-kafa
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2017/06/18