|
|
|
|

Entry1  foto-kevitra
Elementary words  2 fototra, 3 hevitra
Part of speech  4  locution
Explanations in Malagasy  5 zavatra iompanana na ijoroan' ny hevitra. [1.1]
6 fitambaran'ny fomba fisainana sy ny finoana ananan'ny antokon'olona iray manaraka ny vanimpotoana. [1.13]
Explanations in French  7 idéologie. [1.13]
8 thèse. [1.66.fr#918]
9 thème. [1.5#143]
Examples  10  Mitory ny zavamisy ara-tantara mba hiezaka hanafaka ny Quart Monde, tsy maintsy nitaky fandrafetana fotokevitra sy asa hafa kely taminay izany. [1.369#]
11  Tany am-boalohany dia nanenika ny sehatra rehetra ny tafika noho ny fotokevitra sosialista avy amin' ny filoha Didier Ratsiraka manao hoe « ny miaramila dia mpitolona manao fanamiana. [4.27#2012/09/17]
Vocabulary  12  Philosophy
Synonyms  13 firehan-kevitra

Updated on 2025/09/12