Entry manafohy (fohy)
Part of speech active verb
Malagasy definition Manao izay hahafohy: Iza indray no nanafohy ity akanjonao, Ramasaka, hoy ny vadiny taminy [Rajemisa 1985]
English definition to shorten [Hallanger 1973]
French definition raccourcir [Hallanger 1974]
Morphology 
manafohy
nanafohy
hanafohy
manafoheza
Quotes 

2011/10/30