|
|
|
|

Entry1  fanafohezana
Root  2 fohy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaovana ho fohy: Faly ny mpianatra raha misy fanafohezana ny fotoana ianarana
5 Filazan-javatra amin' ny teny fohy: Ny R.D.M. dia fanafohezana ny hoe Repoblika Demokratika Malagasy [1.1]
Explanations in English  6 acronym [3.1]
Explanations in French  7 abréviation, raccourcissement [1.13]
8 acronyme [3.1]
All compound words  9 mari-panafohezana

Updated on 2025/12/08