Entry | 1 fofon' aina |
Elementary words | 2 fofona, 3 aina |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in Malagasy |
5 rivotra mivoaka amin' ny oron' ny olona na biby, avy manadio ny ra ao amin' ny havokavony ka matetika fanamarinana fa mbola velona misy aina ilay izy [1.1] |
Explanations in English |
6 [fofon-aina]
The breath; lit. the breath of life. [1.2] |
Examples |
7 ka raha sofiny hianao mba tandrony aho raha mikopaka hianao mba mihodina aho raha manao fofonaina mifanerana hianao [2.131] |
All compound words |
|
Vocabulary | 9 Biology |
Anagrams | 10 fofoanina, 11 fofon' aina |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |