| Entry | 1 foano |
| Root | 2 foana |
| Part of speech | 3 imperative of passive verb foanana [Full list] |
| Explanations in French |
4 éliminez [3.1] |
| Examples |
5 Koa foano ny faniriana, dia ho foana ny fijaliana
[2.296#]
6 Alohan' ny fisokafan' ny fandatsaham-bato dia tsy maintsy amarinin' ny birao fa foano tsy misy na inona na inona ny valopy [2.114#] |
| Other spellings | 7 foany |
| Illustrations |
|
| Anagrams | 8 afono, 9 foano |
| Updated on 2025/09/12 |
|