| Entry (1/2) | 1 fitanana |
| Root | 2 tana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fitazonana: Tsy hainao ny fitanana sabatra.
5 Fihazonana: Sarotra ny fitanana io zaza io ao an-trano. 6 Tsy famelana hivoaka na handeha na handositra, fampihibohana: Ny fitanana am-ponja no sazy ataon'ny fanjakana ho an'ireo nahavita heloka bevava. 7 Fitehirizana: Mitory toe-tsaina ratsy ny fitanana fanafody hamelezana ny sasany. [1.1] |
| Explanations in English |
8 [Rel. s. from mitana (tana).] A surety, a pledge, a hostage; a pin, a handle. See fampitanana, fihazonana, antoka, tsatoka.
[1.2] |
| Entry (2/2) | 9 fitanana |
| Part of speech | 10 noun |
| Explanations in Malagasy |
11 Ody fihazonana, araka ny hevitry ny Ntaolo
[1.1] |
| Explanations in French |
12 (racine tana : action de tenir fermement, de conserver quelque chose ou quelqu'un). Talisman par lequel on retient quelqu'un en otage. Philtre d'amour. Voir fampitanana plus usité.
[Merina, Betsileo]
[1.196] |
| Vocabulary | 13 Botany |
| Anagrams | fitanana, 14 ifantana, 15 tafanina |
| Updated on 2025/12/08 |
|