| Entry | 1 fampitanana |
| Root | 2 tana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Zavatra apetraka ho antoka: Tsy manam-bola intsony Rakoto ka ny famantaranandrony no napetrany ho fampitanana.
[1.1] |
| Explanations in English |
5 [Rel. s. from mampitana (tana).] A pledge, security, hostage. See antoka..
[1.2] |
| Explanations in French |
6 (dans toute l'île) Nom des philtres d'amour, que les femmes administrent à leurs maris pour qu'ils leur restent fidèles. Ce sont en général des préparations anodines. La plus réputée est la tisane faite avec la racine du riz, Oryza sativa L. (Poaceae)..
[1.196] |
| Examples |
7 Ary hoy izy: Inona no fampitanana homeko anao?
[2.996]
|
| Vocabulary | 8 Botany |
| Scientific name |
|
| Updated on 2025/11/09 |
|