| Entry | 1 filankevitry ny fampanarahana fitsipika |
| Elementary words | 2 filana, 3 hevitra, 4 fampanarahana, 5 fitsipika |
| Part of speech | 6 locution |
| Explanations in Malagasy |
7 rafitra eny anivon' ny antokon-draharaha maro samihafa natao hitsara sy hanasazy an' ireo mpiasa na mpikambana izay nandika ny fitsipika anatiny mifehy ny asa ataon' izy ireo.
[1.62#404] |
| Updated on 2025/10/11 |
|