|
|
|
|

Entry1  filankevi-pitantanana
Elementary words  2 filana, 3 hevitra, 4 fitantanana
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 rafitra misy eo anivon' ny orinasa, ivondronana olona vitsivitsy tendrena avy amina sampandraharaha vitsivitsy mba hiaraka hisalahy amin' ny fitantanan-draharaha iray [1.62#404]

Updated on 2025/10/11