| Entry (1/2) | 1 fitantanana |
| Root | 2 tana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fanohanana olona mandeha amin'ny fandraisana ny tanany eo am-pimindrana miaraka amin'ny tena: Ilaina ny fitantanana ny zaza vao mianamandeha.
5 Fitondrana, fifehezana: Noraisin'ny fanjakana ny fitantanana ireo orinasa ngeza eto amin'ny firenena. [1.1] |
| All compound words | 6 filankevi-pitantanana |
| Entry (2/2) | 7 fitantanana |
| Root | 8 tantana |
| Part of speech | 9 noun |
| Explanations in Malagasy |
10 Fizarana (vary, hena, sakafo, vola) amin'olona maromaro nandray anjara tamin'ny fandevenana na famadihana: Iza no hikarakara ny fitantanana ny sakafo amin'ireo mpandevina?
11 Fiadidiana, fiandraiketana: An'ny vehivavy ny fitantanana ny vola ao an-tokantrano. [1.1] |
| Updated on 2025/12/08 |
|