|
|
|
|

Entry1  fijangajangana
Root  2 jangajanga
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fanaranam-po amin' ny fitondran-tena ratsy, filibana amin' ny fahalianana ara-nofo, fandehanana amin' ny olona tsy vadin' ny tena:
5 Raran' Andriamanitra amin' ny didy fahenina ny fijangajangana [1.1]
Explanations in English  6 adultery, licentiousness [1.7]
Explanations in French  7 luxure [1.3#291, 1.8]
8 adultère [1.8]
Examples  9  Rahefa tapa-kevitra ny hiala amin' ny loka sy ny fijangajangana! [2.529#]
10  Misy milaza fa hila haka tahaka ny fomban' ny Tanindrana iarahany miaina Ingahy Randriamihaja, raha ny fijangajangana sy ny fisotroan-toaka no heverina [2.5]
Analogs  11  fandehandehanana

Updated on 2025/11/13