| Entry | 1 jangajanga |
| Root | 2 janga |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
5 Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1] |
| Explanations in French |
6 luxurieux, libertin, qui se livre au désordre, de moeurs corrompues
[1.3] |
| Derivatives |
|
| Synonyms | 12 janga |
| Updated on 2025/09/19 |
|