| Entry | 1 fifampivarotana |
| Root | 2 varotra |
| Part of speech | 3 noun |
| Examples |
4 noho ny fahalalany sy ny fahatakarany tsy hita noanoa momba ny fifampivarotana.
[2.5]
5 Ny fandrosoan' ny fifampivarotana dia zavatra tena nilain' ny firenena roa tonta. [1.38] |
| Updated on 2025/07/29 |
|