| Entry | 1 fiaran-dalamby |
| Part of speech | 2 noun |
| Elementary words | 3 fiara, lalamby |
| Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Karazana fiara entina eton-drano na maotera saingy manana lalana manokana, dia tsoriam-by roa mitovy elanelana hatrany izay atao hoe lalamby; ny fiarandalamby dia antsoina koa amin'ny anarana mahazatra hoe lamasinina |
| Examples |
5 [2.470#] Ny fiantontatontan' ny fiarandalamby no toa! 6 [2.356#] Asa lahy, na halemem-panahiny, na fitiavany hamalifaly ireto tily pariziana mizaha tany, fa toa izay tian-dry zalahy tily no narahiny fa tsy ny famantaranandrony isaky ny miainga eo amin' ny gara ny fiarandalamby. |
| Vocabulary |
7 Tourism |
| Updated on 2025/07/29 |
|