|
|
|
|

Entry1  fianarana
Root  2 anatra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra [1.1]
Explanations in English  5 the act of learning; studies; a school [1.7]
Explanations in French  6 action d'apprendre; études, leçons; école [1.8]
7 étude, apprentissage [1.13]
Examples  8  Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324]
9  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471]
10  Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472]
11  Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499]
All compound words  12  11 combinations of this word
Proverbs  13  Proverbs containing that word

Anagrams  14 fanairana, 15 fanaraina, 16 fanariana, fianarana, 17 fiaranana, 18 ifaranana

Updated on 2025/11/09