|
|
|
|

Entry1  fetezana
Root  2 mety
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 hatsarana, hamarinana: Lazao ahy ny tsy fetezan' izany fiteniko izany
5 fanekena, fitiavana: Noho ny tsy fetezan' ny zandrinao handeha, dia ianao no handeha [1.1]
Explanations in English  6 willingness; suitability [1.7]
Explanations in French  7 convenance, assentiment [1.5]
8 consentement; qualité de ce qui convient [1.8]
Examples  9  Tsy fetezana hiova amin' izay hevitra efa voalazan' ny tena teo aloha. [2.285]
Synonyms  10 fety

Updated on 2025/09/12